Réponses aux enjeux du développement agricole et de protection de l'environnement
Des écosystèmes cultivés résilients par rapport au changement climatique

Il y a 642 fichiers, taille totale 2,8 GiB avec 840 370 documents consultés.

De 477 à 483 sur 642 fichiers.

   

Projet Prosol - Outils de formation

  Poster_Famokarana masomboly legioma sy ireo tsara ho fantatra
» 283,3 KiB - 332 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_amin'ny fiteny malagasy izay entina hampisehoana ireo karazana voly legioma sy ny vokatra azo avy aminy (gramme)isakin'ny fototra.

  Poster_Famokarana masomboly legioma
» 1,8 MiB - 296 consulté(s) - 3 juin 2024Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana ny fomba famokarana masomboly legioma, ny tombontsoa azo avy aminy ary ireo fomba entina hitahirizana izany.

  Poster_Fambolena legioma sy ireo tarehimarika teknika ary ekonomika
» 1,1 MiB - 298 consulté(s) - 3 juin 2024Postera ahitana ny tabilao misy ireo tarehimarika teknika ary ekonomika ny fambolena legioma (aubergine, ail, carotte, chou vert,sns,.... version malagasy

  Poster_ Fomba fambolena legioma.
» 2,1 MiB - 283 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana sy hampahafantarana ireo fomba fambolena legioma, ny fanetsana, ary koa ireo fomba fikarakarana azy.

  Poster_Fiarovana ny voly legioma amin’ny fomba ara-boajanahary.
» 818,5 KiB - 323 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_Fiarovana ny voly legioma amin’ny fomba ara-boajanahary. Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana ireo karazana voly entina mamono sy/na mandroaka ny bibikely ary koa entina miaro sy miady amin'ny aretina.

  Poster_Fiompiana akoho gasy nohatsaraina
» 1,9 MiB - 895 consulté(s) - 3 juin 2024Poster mahakasika ny fomba fiompiana akoho gasy nohatsaraina, izay ahitana ireo karazana akoho gasy, ireo tombontsoa azo avy aminy ary ny fomba fikarakarana. Poster amin'ny fiteny malagasy

  Poster_Les ravageurs de riz dans la region boeny
» 477,5 KiB - 364 consulté(s) - 3 juin 2024Poster version française intitulé "Les ravageurs de riz dans la region Boeny", montrant des insectes nuisible qui ravagent le riz dans la region et la période d’attaque pendant le cycle cultural du riz.