Réponses aux enjeux du développement agricole et de protection de l'environnement
Des écosystèmes cultivés résilients par rapport au changement climatique

Il y a 649 fichiers, taille totale 2,8 GiB avec 898 588 documents consultés.

De 484 à 490 sur 649 fichiers.

   

Projet Prosol - Outils de formation

  Poster_Famokarana masomboly legioma
» 1,8 MiB - 346 consulté(s) - 3 juin 2024Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana ny fomba famokarana masomboly legioma, ny tombontsoa azo avy aminy ary ireo fomba entina hitahirizana izany.

  Poster_Fambolena legioma sy ireo tarehimarika teknika ary ekonomika
» 1,1 MiB - 355 consulté(s) - 3 juin 2024Postera ahitana ny tabilao misy ireo tarehimarika teknika ary ekonomika ny fambolena legioma (aubergine, ail, carotte, chou vert,sns,.... version malagasy

  Poster_ Fomba fambolena legioma.
» 2,1 MiB - 333 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana sy hampahafantarana ireo fomba fambolena legioma, ny fanetsana, ary koa ireo fomba fikarakarana azy.

  Poster_Fiarovana ny voly legioma amin’ny fomba ara-boajanahary.
» 818,5 KiB - 369 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_Fiarovana ny voly legioma amin’ny fomba ara-boajanahary. Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana ireo karazana voly entina mamono sy/na mandroaka ny bibikely ary koa entina miaro sy miady amin'ny aretina.

  Poster_Fiompiana akoho gasy nohatsaraina
» 1,9 MiB - 950 consulté(s) - 3 juin 2024Poster mahakasika ny fomba fiompiana akoho gasy nohatsaraina, izay ahitana ireo karazana akoho gasy, ireo tombontsoa azo avy aminy ary ny fomba fikarakarana. Poster amin'ny fiteny malagasy

  Poster_Les ravageurs de riz dans la region boeny
» 477,5 KiB - 429 consulté(s) - 3 juin 2024Poster version française intitulé "Les ravageurs de riz dans la region Boeny", montrant des insectes nuisible qui ravagent le riz dans la region et la période d’attaque pendant le cycle cultural du riz.

  Poster_ Ireo bibikely fahavalon’ny katsaka sy apemba eto boeny.
» 684,7 KiB - 337 consulté(s) - 3 juin 2024Poster amin'ny fiteny malagasy izay manoro sy mampahafantatra ny fisian'ny bibikely izay fahavalon'ny katsaka sy ny apemba eto amin'ny faritra Boeny.