Il y a 635 fichiers, taille totale 2,8 GiB avec 776 448 documents consultés.
De 463 à 469 sur 635 fichiers.
Poster_Fambolem-bary amin’ny tany saro-drano.
» 1,2 MiB - 262 consulté(s) - 6 juin 2024Poster_"Fambolem-bary amin’ny tany saro-drano". Poster iray izay entina manoro sy mampahafantatra ireo teknikam-pambolena amin'ny tany saro-drano izay azo atao ny manao fanetsana na ny vary tomboka. Ankoatra izay dia poster manoro ireo karazam-bary mety amin'ny tany saro-drano, ny fotoam-panetsana ary ireo karazana asa mifandraika amin'izany. Version Malagasy
Poster_Riziculture à mauvaise maitrise d’eau. RMME
» 3,5 MiB - 272 consulté(s) - 6 juin 2024Poster intitulé "Riziculture à mauvaise
maitrise d’eau" ou RMME, c'est un poster de formation sur les repiquages ou semis direct en demontrant les variétés de riz adaptés. Version française
Poster_Ny fambolem-bary an-tanety.
» 8,0 MiB - 285 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_mitondra ny lohan-teny oe "Ny fambolem-bary an-tanety" ; Poster iray entina hanoroana ny fotoana fanaovana ny fafy tomboka, hampisehoana ireo karazam-bary toa ny B22, Sebota 410, FOFIFA 182, Nerica 4, Nerica 9, Nerica 11 sy ny fampiasana ny ambatry.
Poster_Riziculture Pluviale.
» 8,0 MiB - 267 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_Riziculture Pluviale. Un poster version française illustrant le mois approprié de semis, l'utilisation des variétés comme le B22, Sebota 410, FOFIFA 182, Nerica 4, Nerica 9, Nerica 11 et le riziculture pluviale avec le pois d’angole.
Poster_Ny fambolena Bajiry.
» 3,4 MiB - 228 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_"Ny fambolena Bajiry". Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hampianarana ny fomba famboly na famafazana ny voa. Ny fambolena Bajiry dia voly mahatanty ny tsy fahampian'ny orana : azo ambolena amin'ny fotoana hifaranan'ny asara, telo volana aorian'ny famafazana dia efa vokatra, masomboly 3kg dia hahavitana voly 1ha ary indrindra azo atao sakafo ho solon’ny vary na ny tsako.
Poster_ La culture de mil.
» 3,4 MiB - 225 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_ intitulé "La culture de mil" version française qui démontre que c'est une culture résistante à la sécheresse et peut être cultivée à la fin de la saison de pluie, récolte après trois mois après semis, semence de 3kg pour 1ha et surtout le mil peut remplacer le riz ou le maïs.
Poster_Ireo bibikely mpanimba ny voly vary eto boeny
» 476,4 KiB - 239 consulté(s) - 4 juin 2024Poster amin'ny fiteny malagasy, entina hanoroana sy hampahafantarana ny bibikely mpanimba ny voly vary any amin'ny faritry Boeny ary koa ireo fotoana hanimbany manaraka ny dingana hanirian'ny vary.