Il y a 646 fichiers, taille totale 2,8 GiB avec 876 250 documents consultés.
De 477 à 483 sur 646 fichiers.
Poster_Riziculture Pluviale.
» 8,0 MiB - 392 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_Riziculture Pluviale. Un poster version française illustrant le mois approprié de semis, l'utilisation des variétés comme le B22, Sebota 410, FOFIFA 182, Nerica 4, Nerica 9, Nerica 11 et le riziculture pluviale avec le pois d’angole.
Poster_Ny fambolena Bajiry.
» 3,4 MiB - 326 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_"Ny fambolena Bajiry". Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hampianarana ny fomba famboly na famafazana ny voa. Ny fambolena Bajiry dia voly mahatanty ny tsy fahampian'ny orana : azo ambolena amin'ny fotoana hifaranan'ny asara, telo volana aorian'ny famafazana dia efa vokatra, masomboly 3kg dia hahavitana voly 1ha ary indrindra azo atao sakafo ho solon’ny vary na ny tsako.
Poster_ La culture de mil.
» 3,4 MiB - 324 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_ intitulé "La culture de mil" version française qui démontre que c'est une culture résistante à la sécheresse et peut être cultivée à la fin de la saison de pluie, récolte après trois mois après semis, semence de 3kg pour 1ha et surtout le mil peut remplacer le riz ou le maïs.
Poster_Ireo bibikely mpanimba ny voly vary eto boeny
» 476,4 KiB - 338 consulté(s) - 4 juin 2024Poster amin'ny fiteny malagasy, entina hanoroana sy hampahafantarana ny bibikely mpanimba ny voly vary any amin'ny faritry Boeny ary koa ireo fotoana hanimbany manaraka ny dingana hanirian'ny vary.
Poster_Famokarana masomboly legioma sy ireo tsara ho fantatra
» 283,3 KiB - 366 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_amin'ny fiteny malagasy izay entina hampisehoana ireo karazana voly legioma sy ny vokatra azo avy aminy (gramme)isakin'ny fototra.
Poster_Famokarana masomboly legioma
» 1,8 MiB - 328 consulté(s) - 3 juin 2024Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana ny fomba famokarana masomboly legioma, ny tombontsoa azo avy aminy ary ireo fomba entina hitahirizana izany.
Poster_Fambolena legioma sy ireo tarehimarika teknika ary ekonomika
» 1,1 MiB - 336 consulté(s) - 3 juin 2024Postera ahitana ny tabilao misy ireo tarehimarika teknika ary ekonomika ny fambolena legioma (aubergine, ail, carotte, chou vert,sns,.... version malagasy