Il y a 646 fichiers, taille totale 2,8 GiB avec 876 239 documents consultés.
De 470 à 476 sur 646 fichiers.
PRESENTATION _DCRP_MEN
» 1,0 MiB - 419 consulté(s) - 20 juillet 2022Présentation de la DCRP_MEN intitulée: "Réforme curriculaire et intégration de la thématique « Agroécologie » dans les programmes d’études"
Poster_" Ny afo"
» 994,0 KiB - 413 consulté(s) - 7 juin 2024Poster_" Ny afo", poster iray mahakasika ireo vokadratsy entin'ny fampiasana afo, ny tsy fitandremana eo amin'ny fiainana andavan'andro. Poster amin'ny fiteny malagasy.
Poster_Ny fambolena ampemba
» 4,1 MiB - 429 consulté(s) - 6 juin 2024Poster "Ny fambolena ampemba", poster iray izay manoro sy mampahafantatra antsika ny fambolena ampemba ary indrindra ireo tombon-tsoa maro entiny. Version Malagasy
Poster_La culture de sorgho
» 4,1 MiB - 364 consulté(s) - 6 juin 2024Un poster intitulé "La culture de sorgho". Le sorgo est peu cultivé malgré le fait qu'il s'agit d'une plante peu exigeante en eau, le sorgho mérite sa place dans notre alimentation moderne du fait de ses qualités nutritionnelles c'est pourquoi GIZ et GSDM ont concu cet poster pour illustrer la culture de sorgho et ses avantages. Version française
Poster_Fambolem-bary amin’ny tany saro-drano.
» 1,2 MiB - 399 consulté(s) - 6 juin 2024Poster_"Fambolem-bary amin’ny tany saro-drano". Poster iray izay entina manoro sy mampahafantatra ireo teknikam-pambolena amin'ny tany saro-drano izay azo atao ny manao fanetsana na ny vary tomboka. Ankoatra izay dia poster manoro ireo karazam-bary mety amin'ny tany saro-drano, ny fotoam-panetsana ary ireo karazana asa mifandraika amin'izany. Version Malagasy
Poster_Riziculture à mauvaise maitrise d’eau. RMME
» 3,5 MiB - 402 consulté(s) - 6 juin 2024Poster intitulé "Riziculture à mauvaise
maitrise d’eau" ou RMME, c'est un poster de formation sur les repiquages ou semis direct en demontrant les variétés de riz adaptés. Version française
Poster_Ny fambolem-bary an-tanety.
» 8,0 MiB - 442 consulté(s) - 5 juin 2024Poster_mitondra ny lohan-teny oe "Ny fambolem-bary an-tanety" ; Poster iray entina hanoroana ny fotoana fanaovana ny fafy tomboka, hampisehoana ireo karazam-bary toa ny B22, Sebota 410, FOFIFA 182, Nerica 4, Nerica 9, Nerica 11 sy ny fampiasana ny ambatry.