Réponses aux enjeux du développement agricole et de protection de l'environnement
Des écosystèmes cultivés résilients par rapport au changement climatique

Il y a 646 fichiers, taille totale 2,8 GiB avec 876 079 documents consultés.

De 484 à 490 sur 646 fichiers.

   

Projet Prosol - Outils de formation

  Poster_ Fomba fambolena legioma.
» 2,1 MiB - 314 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana sy hampahafantarana ireo fomba fambolena legioma, ny fanetsana, ary koa ireo fomba fikarakarana azy.

  Poster_Fiarovana ny voly legioma amin’ny fomba ara-boajanahary.
» 818,5 KiB - 349 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_Fiarovana ny voly legioma amin’ny fomba ara-boajanahary. Poster amin'ny fiteny malagasy izay entina hanoroana ireo karazana voly entina mamono sy/na mandroaka ny bibikely ary koa entina miaro sy miady amin'ny aretina.

  Poster_Fiompiana akoho gasy nohatsaraina
» 1,9 MiB - 925 consulté(s) - 3 juin 2024Poster mahakasika ny fomba fiompiana akoho gasy nohatsaraina, izay ahitana ireo karazana akoho gasy, ireo tombontsoa azo avy aminy ary ny fomba fikarakarana. Poster amin'ny fiteny malagasy

  Poster_Les ravageurs de riz dans la region boeny
» 477,5 KiB - 403 consulté(s) - 3 juin 2024Poster version française intitulé "Les ravageurs de riz dans la region Boeny", montrant des insectes nuisible qui ravagent le riz dans la region et la période d’attaque pendant le cycle cultural du riz.

  Poster_ Ireo bibikely fahavalon’ny katsaka sy apemba eto boeny.
» 684,7 KiB - 316 consulté(s) - 3 juin 2024Poster amin'ny fiteny malagasy izay manoro sy mampahafantatra ny fisian'ny bibikely izay fahavalon'ny katsaka sy ny apemba eto amin'ny faritra Boeny.

  Poster_Les ravageurs de maïs et de sorgho dans la region boeny
» 684,5 KiB - 330 consulté(s) - 3 juin 2024Poster_ Les ravageurs de maïs et de sorgho dans la region boeny. Version Française.

  Poster_Ireo bibikely fahavalon’ny legiominezy eto boeny
» 396,3 KiB - 336 consulté(s) - 3 juin 2024Poster version malagasy izay entina hanoroana ireo bibikely fahavalon’ny legiominezy eto amin'ny faritry boeny.